Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah. Jeremia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+ Malakia 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”
12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.
2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+
7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”