FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy i Jehovah taminy: “Iza moa no nanome vava ho an’ny olona? Ary iza no nampisy ny moana na ny marenina na ny mahiratra na ny jamba? Tsy izaho Jehovah ve?+

  • Jeremia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa natsotran’i Jehovah ny tanany ka nokasihiny ny vavako.+ Dia hoy i Jehovah tamiko: “Efa nataoko ao am-bavanao ny teniko.+

  • Jaona 7:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Namaly ny mpiambina hoe: “Mbola tsy nisy olona niteny tahaka izany mihitsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara