3 Niainga ho any Tarsisy+ anefa i Jona, mba handositra tsy ho eo anatrehan’i Jehovah.+ Dia nidina tany Jopa+ izy, ary nahita sambo ho any Tarsisy. Koa nandoa ny saran-dalana izy ary niondrana niaraka tamin’izy ireo ho any Tarsisy, mba tsy ho eo anatrehan’i Jehovah.
39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia esory amiko ity kaopy*+ ity. Aoka tsy ny sitrapoko anefa no hatao,+ fa ny anao.”+