FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha+ sy Tarsisy+ sy Kitima+ ary Dodanima.+

  • 2 Tantara 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nankany Tarsisy+ niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama+ mantsy ny sambon’ny mpanjaka, ary tonga isaky ny telo taona koa ireo sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy+ sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.+

  • Isaia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy!+ Fa voaroba ilay seranana ka tsy misy intsony, sady tsy azo idirana intsony.+ Efa tany Kitima+ izy ireo no nilazana izany.

  • Jeremia 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Volafotsy nofisahina no nentina avy tany Tarsisy,+ ary avy any Ofaza+ kosa ny volamena. Zavatra namboarin’ny mpanao asa tanana sy ny mpanefy ireny. Kofehy manga sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena no nanaovana ny fitafiany. Asa tanan’ny olona mahay taozavatra izy rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara