Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+ Isaia 56:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Izao no nolazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny fahamarinana.+ Fa efa ho avy ny famonjeko,+ ary efa haharihary ny fahamarinako.+
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
56 Izao no nolazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny fahamarinana.+ Fa efa ho avy ny famonjeko,+ ary efa haharihary ny fahamarinako.+