Isaia 51:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Mifohaza! Mifohaza! Miarena, ry Jerosalema+ izay nisotro tamin’ny kaopin’ny fahatezerana teny an-tanan’i Jehovah.+ Nosotroinao ny tao anatin’ilay kaopy mampivembena, ka notaperinao.+
17 “Mifohaza! Mifohaza! Miarena, ry Jerosalema+ izay nisotro tamin’ny kaopin’ny fahatezerana teny an-tanan’i Jehovah.+ Nosotroinao ny tao anatin’ilay kaopy mampivembena, ka notaperinao.+