Isaia 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy. Jakoba 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manao fahadisoana* imbetsaka mantsy isika rehetra.+ Raha misy tsy manao fahadisoana amin’izay lazainy,+ dia izy no olona lavorary,+ mahafehy ny tenany manontolo koa.
13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy.
2 Manao fahadisoana* imbetsaka mantsy isika rehetra.+ Raha misy tsy manao fahadisoana amin’izay lazainy,+ dia izy no olona lavorary,+ mahafehy ny tenany manontolo koa.