FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Henoy aho, ry nosy!+ Mihainoa tsara, ry firenena any lavitra!+ I Jehovah no niantso ahy+ hatrany am-bohoka. Mbola tany an-kibon-dreniko+ aho, dia efa notononiny ny anarako.+

  • Isaia 51:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Mihainoa ahy, ry oloko! Henoy aho, ry fireneko!+ Fa hisy lalàna havoakako,+ ary hapetrako ho fahazavan’ny firenena ny didim-pitsarako.+

  • Daniela 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nomena azy ny fitondrana+ sy ny voninahitra+ ary ny fanjakana,+ mba hanompo azy avokoa ny vahoaka sy ny firenena ary ny olona samy hafa fiteny.+ Ny fitondrany dia fitondrana haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra fa tsy handalo, ary ny fanjakany tsy ho rava.+

  • Mika 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maro ny firenena ho any, ka hanao hoe: “Avia!+ Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah sy ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,+ ary handeha amin’ny atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna, ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara