FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+

  • Salamo 110:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Halefan’i Jehovah avy ao Ziona ny tehin’ny+ herinao,+ ka hoy izy:

      “Manjakà eo anivon’ny fahavalonao.”+

  • Daniela 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Mandritra izany fotoana izany, dia hitsangana i Mikaela,+ ilay andriana+ lehibe, izay mitsangana+ hiaro ny zanaky ny firenenao.+ Ary hisy fotoam-pahoriana mbola tsy nisy toa azy, hatrizay nisian’ny firenena ka hatramin’izany fotoana izany.+ Mandritra izany fotoana izany, dia ho afa-mandositra ny firenenao,+ dia izay rehetra hita voasoratra ao amin’ny boky.+

  • Matio 28:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra+ any an-danitra sy etỳ an-tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara