Daniela 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany. Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+
13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany.
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+