FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 48:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Raha mitandrina ny didiko+ tokoa mantsy ianao, dia ho toy ny renirano ny fiadananao+ ary ho toy ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+

  • Lioka 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Voninahitra any amin’ny avo+ indrindra ho an’Andriamanitra, ary fiadanana etỳ ambonin’ny tany+ eo amin’ny olona ankasitrahany.”+

  • Asan’ny Apostoly 10:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nandefa hafatra+ tany amin’ny zanak’Israely izy mba hotorina amin’ireo ilay vaovao tsaran’ny fihavanana+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy hoe: Izy no Tompon’ny olon-drehetra.+

  • 2 Korintianina 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa ambasadaoro+ solon’i Kristy àry izahay,+ toy ny hoe miangavy amin’ny alalanay Andriamanitra.+ Solon’i Kristy izahay ka miangavy hoe:+ “Mba mihavàna amin’Andriamanitra re ianareo e!”

  • Efesianina 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia tonga izy ka nitory ny vaovao tsaran’ny fihavanana+ taminareo izay lavitra, ary fihavanana tamin’izay akaiky+ koa,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara