FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa rehefa nandinika tsara an’ilay raharaha aho, dia nomeko tsiny+ ireo olona ambony sy solontenam-panjakana. Ary hoy aho tamin’izy ireo: “Be loatra ny zanabola+ takinareo amin’ny rahalahinareo.”

      Nandamina fivoriana lehibe ho azy ireo koa aho.+

  • Ezekiela 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 tsy naka zanabola izy+ na naka tombony rehefa nampisambo-bola;+ tsy nanao ny tsy rariny izy;+ ary nampihatra ny rariny sy ny hitsiny tamin’ny olona nifampitory;+

  • Ezekiela 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Naka tombony izy+ na naka zanabola rehefa nampisambo-bola+ ka ho faty tokoa. Izany zava-maharikoriko rehetra izany no nataony,+ ka hovonoina ho faty tokoa izy. Ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara