FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 41:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Sambatra izay miahy ny mahantra,+

      Fa i Jehovah hamonjy azy amin’ny andro mahory.+

  • Salamo 112:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+

      צ [Tsade]

      Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+

      ק [Kôfa]

      Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+

  • Ohabolana 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hotahina izay manana fijery mangoraka, satria anomezany ho an’ny mahantra ny sakafony.+

  • Mpitoriteny 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Alefaso eny ambony rano+ ny mofonao,+ fa ho hitanao indray izy rehefa afaka andro maro.+

  • Ezekiela 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+

  • Matio 25:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Fa noana aho dia nomenareo hanina.+ Nangetaheta aho dia nomenareo hosotroina. Nivahiny aho dia nampiantranoinareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara