FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia naka an’ireo babo ny olona voatonona anarana,+ ary izay rehetra tsy nitafy dia nampiakanjoiny tamin’ny zavatra azo babo. Eny, nampiakanjoiny+ sy nomeny kapa izy ireo, sady nomeny sakafo+ sy rano hosotroina+ ary nohosorany menaka. Ary izay nangozohozo dia nampitaingeniny ampondra+ ka nateriny tany amin’ny rahalahiny tany Jeriko,+ tanàna be hazo palmie.+ Taorian’izay vao niverina tany Samaria+ ireo mpanatitra.

  • Ezekiela 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+

  • Matio 25:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nitanjaka*+ aho dia nampitafianareo. Narary aho dia nokarakarainareo. Tany am-ponja+ aho dia novangianareo.’

  • Jakoba 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sady tsy ampy sakafo isan’andro,+

  • 1 Jaona 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa raha misy manam-pananana+ eto amin’ity tontolo ity, ka mahita ny fahantran’ny+ rahalahiny, nefa mandà tsy hangoraka azy,*+ ahoana moa no hitoeran’ny fitiavana an’Andriamanitra ao aminy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara