Apokalypsy 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ireo avy amin’ny synagogan’i Satana izay mihambo ho Jiosy+ nefa tsy izy, fa mandainga,+ dia hatolotro ka hasaiko ho tonga hiankohoka+ eo anoloan’ny tongotrao, ary hampahafantariko azy fa efa tia anao aho.
9 Ireo avy amin’ny synagogan’i Satana izay mihambo ho Jiosy+ nefa tsy izy, fa mandainga,+ dia hatolotro ka hasaiko ho tonga hiankohoka+ eo anoloan’ny tongotrao, ary hampahafantariko azy fa efa tia anao aho.