Isaia 60:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.
14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.