Isaia 32:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa nafoy ny tilikambo fonenana+ ary nilaozana ny tabataban’ny tanàna. Nanjary lao i Ofela+ sy ny tilikambo fiambenana, ka lasa toerana ikarenjen’ny zebra sady lasa kijana ho an’ny biby fiompy mandritra ny fotoana tsy voafetra, Isaia 49:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Niteny foana anefa i Ziona hoe: “Efa nahafoy ahy i Jehovah.+ Efa nanadino ahy i Jehovah.”+
14 Fa nafoy ny tilikambo fonenana+ ary nilaozana ny tabataban’ny tanàna. Nanjary lao i Ofela+ sy ny tilikambo fiambenana, ka lasa toerana ikarenjen’ny zebra sady lasa kijana ho an’ny biby fiompy mandritra ny fotoana tsy voafetra,