FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny tany mampitsiry ny tsimoka eo aminy, ary toy ny tanimboly mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy,+ dia hampitsimoka fahamarinana+ sy fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra+ i Jehovah Tompo Fara Tampony.

  • Jeremia 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho anarana mahafaly ahy izy,+ ary ho fiderana sy hatsaran-tarehy any amin’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany. Handre ny soa rehetra hataoko aminy mantsy ireny firenena ireny.+ Koa hihorohoro+ sy hitebiteby+ ireny, rehefa handre izany soa rehetra hataoko aminy izany sy ny fiadanam-be homeko azy.’”+

  • Zefania 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hamely an’izay rehetra mampahory anao aho, amin’izany fotoana izany.+ Dia hovonjeko ilay vahoaka mikotringa,+ ary hangoniko ilay naparitaka.+ Hataoko izay hahatonga azy hitondra fiderana sy hahazo laza tsara, manerana ilay tany nanalam-baraka azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara