Salamo 130:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+Ary fanavotana miezinezina no ataony.+ Isaia 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izany andro izany, dia hisy hilaza hoe: “Izy no Andriamanitsika,+ ary manantena azy+ isika, ka hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah,+ ary manantena azy isika. Koa aoka isika hifaly sy hiravoravo noho ny famonjeny.”+ Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+Ary fanavotana miezinezina no ataony.+
9 Amin’izany andro izany, dia hisy hilaza hoe: “Izy no Andriamanitsika,+ ary manantena azy+ isika, ka hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah,+ ary manantena azy isika. Koa aoka isika hifaly sy hiravoravo noho ny famonjeny.”+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+