7 Mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony,+ ary dodona handatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny izy ireo.+ Ny hanao ratsy no ao an-tsainy,+ ary fandrobana sy fandravana no eny amin’ny lalambeny.+
19 Avy ao am-po, ohatra, no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ny vonoan’olona, ny fanitsakitsaham-bady, ny fijangajangana, ny halatra, ny fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary ny fanevatevana zava-masina.*+