25 Tandremo ny tongotrao mba tsy hiala kapa, ary ny tendanao mba tsy hangetaheta.+ Hoy anefa ianao: ‘Aza manantena an’izany!+ Fa efa raiki-pitia amin’ny vahiny+ aho, ka handeha hanaraka azy.’+
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+