-
Isaia 50:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nahoana no tsy nisy olona rehefa tonga aho,+ ary tsy nisy namaly rehefa niantso aho?+ Nanjary fohy loatra angaha ny tanako ka tsy mahavotra,+ sa tsy manan-kery hamonjena aho? Teneniko mafy+ fotsiny anefa ny ranomasina dia ritra,+ ary ovako ho tany efitra ny renirano.+ Maimbo ny trondrony fa tsy misy rano, ary matin’ny hetaheta izy ireo.+
-