Isaia 58:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha miantso ianao, dia hamaly anao i Jehovah. Ary raha miantso vonjy ianao,+ dia hilaza izy hoe: ‘Intỳ aho!’ “Raha tsy manisy zioga amin’olona intsony ianao,+ ary tsy manondrotondro intsony amin’ny rantsantananao,+ sady tsy milaza zava-dratsy,+ Lioka 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Izany rehetra izany mantsy no katsahin’ny olona eo amin’izao tontolo izao fatratra, nefa ny Rainareo mahalala fa mila izany ianareo.+ Romanina 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary toy izany koa fa tonga hanampy antsika noho ny fahalementsika+ ny fanahy.+ Izao mantsy no olana: Tokony hivavaka isika nefa tsy fantatsika akory izay tokony hangatahintsika.+ Miangavy ho antsika anefa ny fanahy+ rehefa mitoloko ao am-po tsy miloaka isika.
9 Raha miantso ianao, dia hamaly anao i Jehovah. Ary raha miantso vonjy ianao,+ dia hilaza izy hoe: ‘Intỳ aho!’ “Raha tsy manisy zioga amin’olona intsony ianao,+ ary tsy manondrotondro intsony amin’ny rantsantananao,+ sady tsy milaza zava-dratsy,+
30 Izany rehetra izany mantsy no katsahin’ny olona eo amin’izao tontolo izao fatratra, nefa ny Rainareo mahalala fa mila izany ianareo.+
26 Ary toy izany koa fa tonga hanampy antsika noho ny fahalementsika+ ny fanahy.+ Izao mantsy no olana: Tokony hivavaka isika nefa tsy fantatsika akory izay tokony hangatahintsika.+ Miangavy ho antsika anefa ny fanahy+ rehefa mitoloko ao am-po tsy miloaka isika.