Ohabolana 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mipy maso izy,+ sady manao fihetsika amin’ny tongony mba hilazan-javatra, ary manao fihetsika amin’ny rantsantanany.+ Isaia 57:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Falifaly+ maneso an’iza ianareo? Manondro molotra sy mitranga lela amin’iza ianareo?+ Ianareo ve tsy zanaky ny fandikan-dalàna sy taranaky ny lainga,+
13 Mipy maso izy,+ sady manao fihetsika amin’ny tongony mba hilazan-javatra, ary manao fihetsika amin’ny rantsantanany.+
4 Falifaly+ maneso an’iza ianareo? Manondro molotra sy mitranga lela amin’iza ianareo?+ Ianareo ve tsy zanaky ny fandikan-dalàna sy taranaky ny lainga,+