Mpitsara 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nifidy andriamani-baovao ny olona.+Tamin’izay no nisian’ny ady teny am-bavahady,+Ary tsy nahitana ampinga na lefonaTeo amin’ny olona efatra alina teo amin’ny Israely.+ Salamo 81:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa navelako handeha araka ny ditran’ny fony izy,+Ka nanao izay saim-pantany.+ Jeremia 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’ity vahoaka ity: “Tia mirenireny izy ireo+ ary tsy mahatombina mihitsy fa te handeha foana ny tongony,+ hany ka tsy ankasitrahan’i Jehovah izy ireo.+ Koa hotsarovany ny fahadisoan’izy ireo, ary hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.”+
8 Nifidy andriamani-baovao ny olona.+Tamin’izay no nisian’ny ady teny am-bavahady,+Ary tsy nahitana ampinga na lefonaTeo amin’ny olona efatra alina teo amin’ny Israely.+
10 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’ity vahoaka ity: “Tia mirenireny izy ireo+ ary tsy mahatombina mihitsy fa te handeha foana ny tongony,+ hany ka tsy ankasitrahan’i Jehovah izy ireo.+ Koa hotsarovany ny fahadisoan’izy ireo, ary hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.”+