Isaia 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa ianao kosa nariana fa tsy naiditra am-pasana,+ tahaka ny tsimoka tsy tiana. Mandrakotra anao ny fatin’ireo voatsindrona sabatra izay midina any amin’ireo vato ao an-davaka,+ ary tahaka ny faty voahitsakitsaka+ ianao. Jeremia 50:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aripaho daholo ny vantotr’ombilahiny.+ Aoka ireny hidina hovonoina!+ Idiran-doza ireny fa tonga ny androny, dia ny fotoana hifantohana aminy!+ Jeremia 51:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Aoka ireo mpamatotra tadin-tsipìka tsy hamatotra izany.+ Ary aoka tsy hisy hahatsangana ireo manao akanjo mifono vy. “Aza iantrana ireo tovolahy ao aminy,+ ary aripaho daholo ny tafiny.+
19 fa ianao kosa nariana fa tsy naiditra am-pasana,+ tahaka ny tsimoka tsy tiana. Mandrakotra anao ny fatin’ireo voatsindrona sabatra izay midina any amin’ireo vato ao an-davaka,+ ary tahaka ny faty voahitsakitsaka+ ianao.
27 Aripaho daholo ny vantotr’ombilahiny.+ Aoka ireny hidina hovonoina!+ Idiran-doza ireny fa tonga ny androny, dia ny fotoana hifantohana aminy!+
3 “Aoka ireo mpamatotra tadin-tsipìka tsy hamatotra izany.+ Ary aoka tsy hisy hahatsangana ireo manao akanjo mifono vy. “Aza iantrana ireo tovolahy ao aminy,+ ary aripaho daholo ny tafiny.+