Salamo 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy vantotr’ombilahy maro be mitangorona amiko,+Ary omby matanjaka avy any Basana no manodidina ahy.+ Isaia 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hiara-midina amin’ireny ny ombidia,+ ary ny vantotr’ombilahy hiaraka amin’ireo matanjaka.+ Ho vonton-dra ny tanin’izy ireo, ary ny vovo-taniny ho feno menaky ny tavy.”+
12 Misy vantotr’ombilahy maro be mitangorona amiko,+Ary omby matanjaka avy any Basana no manodidina ahy.+
7 Hiara-midina amin’ireny ny ombidia,+ ary ny vantotr’ombilahy hiaraka amin’ireo matanjaka.+ Ho vonton-dra ny tanin’izy ireo, ary ny vovo-taniny ho feno menaky ny tavy.”+