FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: “Rovito ny akanjonareo+ ary misikìna lamba gony,+ ka midradradradrà eo alohan’i Abnera.” Ary nandeha taorian’ilay filanjana faty i Davida Mpanjaka.

  • 2 Mpanjaka 6:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nandrovitra+ ny akanjony ny mpanjaka raha vao nandre ny tenin-dravehivavy. Rehefa nandalo teo ambonin’ny manda izy, dia hitan’ny olona fa lamba gony no nataony nanolo-koditra.

  • Isaia 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Miantsoantso eny an-dalambe ny olona satria tsy misy ny divay. Foana ny fifaliana rehetra, ary tsy misy intsony ny firavoravoan’ilay tany.+

  • Matio 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida!+ Raha tany Tyro sy Sidona mantsy no nanaovana ny fahagagana natao tao aminareo, dia ho efa nibebaka hatry ny ela ireo ka niakanjo gony sy nihosin-davenona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara