Salamo 72:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka hitsara ny olonao araka ny rariny izy,+Ary hitsara an’ireo olonao ory, araka ny hitsiny.+ Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny.
32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny.