FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea, dia nobaboin’ny mpanjakan’i Asyria i Samaria.+ Ary nataony sesitany+ tany Asyria ny Israely, ka napetrany tany Hala+ sy tany Habora izay eo amin’ny reniranon’i Gozana,+ ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+

  • Isaia 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria, ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka dimy amby enimpolo taona monja, dia ho rava tsy ho firenena intsony i Efraima.+

  • Hosea 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ho toy ny liona tanora aho ho an’i Efraima,+ ary ho toy ny liona tanora matanjaka ho an’ny taranak’i Joda. Izaho no hamiravira azy sy handeha hitondra azy. Ary tsy hisy hamonjy izy.+

  • Hosea 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Toa an’i Tyro nambolena teo amin’ny kijana+ i Efraima, nefa izao izy tsy maintsy mamoaka ny zanany ho any amin’ny mpamono.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara