FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mety hisy hiteny aminareo hoe: “Manontania mpamoha angatra+ na olona itoeran’ny fanahy mpilaza ny hoavy, izay samy manao feom-boronkely+ sy mibitsibitsika.” Tsy ny Andriamaniny anefa ve no tokony hanontaniany?+ Ny maty indray ve no hanontaniana mba hahasoa ny velona?+

  • Isaia 44:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mampandamòka ny famantarana omen’ny mpirediredy aho. Izaho koa Ilay mahatonga ny mpisikidy hanao hoatran’ny adala,+ Ilay mahatonga ny olon-kendry ho very hevitra, Ilay mamadika ny fahalalan’ireny ho hadalana,+

  • Asan’ny Apostoly 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Indray andro, raha nankany amin’ilay toerana fivavahana izahay, dia nifanena taminay ny mpanompovavy anankiray nisy fanahy ratsy,+ izany hoe nisy demonia mpilaza ny hoavy.+ Nahay naminany io mpanompovavy io ka nahazo tombony+ be avy tamin’izany ny tompony.

  • Apokalypsy 18:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ary tsy hisy fahazavan’ny jiro intsony hamirapiratra ao aminao, ary tsy hisy feon’ny mpampakatra na ny ampakarina ho re ao aminao intsony,+ satria manam-pahefana ambony+ teny ambonin’ny tany ny mpivaro-mandehanao,+ ary voafitaky ny filalaovanao ody+ ny firenena rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara