26 sy ny mpanjaka rehetra any avaratra, na lavitra na akaiky, izay hifandimby hisotro izany, ary ny fanjakana hafa rehetra eto ambonin’ny tany. Aorian’ireo, dia hisotro izany koa ny mpanjakan’i Sesaka.*+
11 Dia ho avy hamely an’i Ejipta izy,+ ka ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty! Ho any amin’ny fahababoana, ireo natao ho amin’ny fahababoana! Ary ho fatin-tsabatra kosa izay natao ho fatin-tsabatra!+