21 I Ejipta+ no mba itokisanao hanampy anao. Bararata torotoro+ anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.
3 Olombelona ihany+ ny Ejipsianina, fa tsy Andriamanitra, ary nofo ihany ny soavaliny,+ fa tsy fanahy. Haninjitra ny tanany i Jehovah, dia tsy maintsy ho tafintohina ilay manampy, ary hianjera ilay ampiana,+ ka hiaraka ho levona izy rehetra.
6 I Ejipta no mba itokisanao hanampy anao.+ Bararata+ torotoro anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.+
17 Tsy hahavonjy azy amin’ny ady i Farao, na dia hampiasa tafika lehibe sy vahoaka be aza.+ Tsy ho vitany ny hanangana tovon-tany* sy manda hanaovana fahirano hoenti-mandringana olona* maro.+