FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa nianiana i Jehovah+ Tompon’ny tafika hoe: “Izay efa nokasaiko no tsy maintsy hitranga, ary izay fanapahan-kevitro no ho tanteraka,+

  • Isaia 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Jehovah: “Nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa telo taona i Isaia mpanompoko, ho famantarana+ sy fambara ny amin’izay hanjo an’i Ejipta+ sy Etiopia.+

  • Daniela 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara