Isaia 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hatolotro eo an-tanan’ny mpitondra masiaka i Ejipta, ka mpanjaka mahery no hifehy azy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo. Jeremia 46:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Dia hatolotro eo an-tanan’izay mifofo ny ainy ireo, sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ ary eo an-tanan’ny mpanompony. Aorian’izany, dia honenana toy ny taloha i Ejipta’,+ hoy i Jehovah. Ezekiela 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hampihatra ny didim-pitsarako ao Ejipta aho,+ ka tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”
4 Ary hatolotro eo an-tanan’ny mpitondra masiaka i Ejipta, ka mpanjaka mahery no hifehy azy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo.
26 “‘Dia hatolotro eo an-tanan’izay mifofo ny ainy ireo, sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ ary eo an-tanan’ny mpanompony. Aorian’izany, dia honenana toy ny taloha i Ejipta’,+ hoy i Jehovah.
19 Dia hampihatra ny didim-pitsarako ao Ejipta aho,+ ka tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”