FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hiteny anakampo+ ianao hoe: ‘Nahoana àry no manjo ahy izao?’+ Satria be ny fahadisoanao ka nesorina tsy hanarona ny fitanjahanao ny akanjonao.+ Ary noratraratraina ny voditongotrao.

  • Mika 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mandehana, ry mponin’i Safira, amin’izato fitanjahanao mahamenatra.+ Tsy nety nandeha kosa ny mponin’i Zanana. Noho ny fidradradradran’i Beti-haezela, dia tsy hahajanona ao amin’ny toeram-pialofana any ianareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara