FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 33:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Lozanao, ry ilay mandroba nefa tsy nisy nandroba anao, ilay mamitaka nefa tsy nisy namitaka anao!+ Horobaina koa ianao raha vao avy mandroba,+ ary hofitahina ianao raha vao avy mamitaka.+

  • Jeremia 51:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 “Hihoby ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo, noho izay hanjo an’i Babylona.+ Ho tonga avy any avaratra mantsy ny mpandroba azy”,+ hoy i Jehovah.

  • Jeremia 51:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 “Na dia hiakatra any an-danitra aza i Babylona,+ ary na dia ataony avo tsy misy mahatakatra aza ny heriny,+ dia hasaiko tonga ao aminy ihany ny mpandroba”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara