Genesisy 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama+ sy Asyra+ sy Arpaksada+ sy Loda ary Arama. Isaia 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+
2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+