37 Fa nankao amin’i Hezekia kosa i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa+ zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana. Ary samy efa nandrovitra ny akanjony avy izy ireo.+ Dia nolazain’izy ireo tamin’i Hezekia ny tenin’i Rabsake.