Joba 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avelao hipoaka ny fahatezeranao,+Ary jereo izay manambony tena ka ampietreo. Salamo 75:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Andriamanitra no mpitsara.+Mampietry ny anankiray izy, ary manandratra ny anankiray.+ Lioka 1:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Naetriny hiala tamin’ny seza fiandrianany ny manana fahefana,+ fa nasandrany kosa ny ambany.+