2 Tantara 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nankany Tarsisy+ niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama+ mantsy ny sambon’ny mpanjaka, ary tonga isaky ny telo taona koa ireo sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy+ sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.+ Salamo 48:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ataonao rendrika ny sambon’i Tarsisy, noho ny rivotra avy any atsinanana.+ Isaia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ary amin’ny sambo rehetran’i Tarsisy+ sy ny sambo tsara rehetra. Ezekiela 27:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘“Ireo sambon’i Tarsisy+ no nitanjozotra nitatitra ny entam-barotrao, ka lasa nanam-be sy heni-boninahitra tokoa ianao teny afovoan-dranomasina.+
21 Nankany Tarsisy+ niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama+ mantsy ny sambon’ny mpanjaka, ary tonga isaky ny telo taona koa ireo sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy+ sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.+
25 “‘“Ireo sambon’i Tarsisy+ no nitanjozotra nitatitra ny entam-barotrao, ka lasa nanam-be sy heni-boninahitra tokoa ianao teny afovoan-dranomasina.+