FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanana andian-tsambon’i Tarsisy+ teny an-dranomasina ny mpanjaka, niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama. Ary tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena+ sy volafotsy sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.

  • Isaia 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ary amin’ny sambo rehetran’i Tarsisy+ sy ny sambo tsara rehetra.

  • Isaia 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy, fa voaroba ny toerana voaro mafy any amin’ny taninareo.+

  • Isaia 60:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa hanantena ahy foana ny nosy,+ ary hanantena ahy toy ny tamin’ny voalohany koa ny sambon’i Tarsisy,+ mba hitondra ny zanakao lahy avy lavitra,+ miaraka amin’ny volafotsiny sy ny volamenany,+ ho an’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitrao sy Ilay Masin’ny Israely.+ Fa hataony lasa tsara tarehy ianao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara