Jeremia 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa inona no dia mahaliana anao amin’ny lalana mankany Ejipta+ sy hisotro ny ranon’i Sihora?+ Ary inona no mahaliana anao amin’ny lalana mankany Asyria+ sy hisotro ny ranon’ilay Renirano?
18 Fa inona no dia mahaliana anao amin’ny lalana mankany Ejipta+ sy hisotro ny ranon’i Sihora?+ Ary inona no mahaliana anao amin’ny lalana mankany Asyria+ sy hisotro ny ranon’ilay Renirano?