7 Nandefa iraka ho any amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, nanao hoe: “Mpanomponao aho+ sady zanakao. Koa miakara hamonjy+ ahy eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa mitsangana hamely ahy ry zareo.”
13 “Hitan’i Efraima ny aretiny, ary hitan’i Joda ny feriny.+ Dia nankany Asyria i Efraima,+ sady nandefa iraka ho any amin’ny mpanjaka lehibe.+ Kanjo tsy nahasitrana anareo izy,+ sady tsy nanam-panafody hahafaka ny ferinareo.+