Ezekiela 26:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’i Tyro: ‘Tsy hihovotrovotra ve ireo nosy noho ny fidoboky ny fianjeranao, sy noho ny fitarainan’ny maratra mafy, ary noho ny fandripahana ny mponina ao aminao?+ Ezekiela 27:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hidanàka hijery anao ny mponina rehetra ao amin’ireo nosy,+ ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakan’ireny.+ Hivaloarika ny tarehiny.+ Ezekiela 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hidanàka hijery anao izay rehetra mahalala anao any amin’ireo firenena.+ Hihorohoro tampoka ianao, ary tsy hisy intsony mandritra ny fotoana tsy voafetra.”’”+
15 “Izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’i Tyro: ‘Tsy hihovotrovotra ve ireo nosy noho ny fidoboky ny fianjeranao, sy noho ny fitarainan’ny maratra mafy, ary noho ny fandripahana ny mponina ao aminao?+
35 Hidanàka hijery anao ny mponina rehetra ao amin’ireo nosy,+ ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakan’ireny.+ Hivaloarika ny tarehiny.+
19 Hidanàka hijery anao izay rehetra mahalala anao any amin’ireo firenena.+ Hihorohoro tampoka ianao, ary tsy hisy intsony mandritra ny fotoana tsy voafetra.”’”+