FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 49:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nihovotrovotra ny tany noho ny fidoboky ny fianjeran’izy ireo.+ Nandrenesana feo mitaraindraina+ na dia hatrany amin’ny Ranomasina Mena+ aza.

  • Ezekiela 27:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “‘“Hihovotrovotra ny morontsiraka, rehefa hahare an’ireo tantsambonao mitaraindraina.+

  • Ezekiela 31:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hataoko mihovotrovotra ny firenena rehefa hahare ny fidoboky ny fianjerany, rehefa hampidiniko any amin’ny Fasana,* miaraka amin’ireo midina any an-davaka,+ izy. Ary ho fampiononana+ ho an’ny hazo any ambanin’ny tany izany, dia ny hazo rehetra tao Edena,+ ny hazo voafantina sy tsara indrindra any Libanona, ary ny hazo rehetra mifoka rano.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara