3 Lazao hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda sy mponin’i Jerosalema.+ Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ Andriamanitry ny Israely:
“‘“Hahatonga loza amin’ity toerana ity aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre izany.+
2 eny, lazao hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ dia ianao mbamin’ny mpanomponao sy ny vahoakanao, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.+