Jeremia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mijoroa eo amin’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah, ka torio eo izao teny+ izao: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry olon’i Joda rehetra, izay miditra amin’ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah. Jeremia 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary lazao aminy hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda, sy ianareo olon’i Joda rehetra, ary ny mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.+
2 “Mijoroa eo amin’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah, ka torio eo izao teny+ izao: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry olon’i Joda rehetra, izay miditra amin’ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah.
20 Ary lazao aminy hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda, sy ianareo olon’i Joda rehetra, ary ny mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.+