Ohabolana 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary mba hanekena anatra,+ izay mahatonga ny olona ho lalin-tsaina+ sy ho marina+ ary hanao ny rariny+ sy ny hitsiny.+ Ohabolana 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hiteny ianao hoe: “Fa naninona re aho no nankahala anatra e?+ Naninona re ny foko no tsy niraharaha fananarana e?+ Zefania 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy aho tamin’ilay tanàna: ‘Aoka hatahotra ahy ianao, ka hihaino anatra.’+ Amin’izay dia tsy ho rava ny fonenany.+ Hataoko ampamoaka izy noho ny fahotany rehetra.+ Vao mainka anefa izy nanao izao zava-dratsy rehetra izao.+
3 ary mba hanekena anatra,+ izay mahatonga ny olona ho lalin-tsaina+ sy ho marina+ ary hanao ny rariny+ sy ny hitsiny.+
12 Dia hiteny ianao hoe: “Fa naninona re aho no nankahala anatra e?+ Naninona re ny foko no tsy niraharaha fananarana e?+
7 Hoy aho tamin’ilay tanàna: ‘Aoka hatahotra ahy ianao, ka hihaino anatra.’+ Amin’izay dia tsy ho rava ny fonenany.+ Hataoko ampamoaka izy noho ny fahotany rehetra.+ Vao mainka anefa izy nanao izao zava-dratsy rehetra izao.+