FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+

      Ary izay tapa-kevitra ny tsy hiala amin’ny lalana tokony hizorany,

      Dia hataoko izay hahazoany famonjena avy amin’Andriamanitra.”+

  • Salamo 107:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary aoka izy ireo hanolotra sorona fisaorana,+

      Sy hanambara amim-pihobiana ny asan’Andriamanitra.+

  • Salamo 116:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ianao no hanolorako sorona fisaorana.+

      Ary ny anaran’i Jehovah no hantsoiko.+

  • Jeremia 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina, ary ny feon’ireo manao hoe: “Derao i Jehovah Tompon’ny tafika fa tsara i Jehovah,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana!”’+

      “‘Hitondra fanati-pisaorana ao an-tranon’i Jehovah izy ireo,+ satria hampodiko avy any amin’ny fahababoana ny mponin’ity tany ity, ka ho toy ny taloha’,+ hoy i Jehovah.”

  • Hebreo 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara